Tinka - Créateur de Contenu
Artikel konnten nicht hinzugefügt werden
Der Titel konnte nicht zum Warenkorb hinzugefügt werden.
Der Titel konnte nicht zum Merkzettel hinzugefügt werden.
„Von Wunschzettel entfernen“ fehlgeschlagen.
„Podcast folgen“ fehlgeschlagen
„Podcast nicht mehr folgen“ fehlgeschlagen
-
Gesprochen von:
-
Von:
Über diesen Titel
Podcast Anay Mitsam - Episode 23 - Tinka
Fanamarihana: Natao tamin'ny teny Frantsay ity episode iray ity.
Tsy mitsaha-mitombo isan-taona ny fidiran’i Madagasikara maneran-tany. Afaka manamarina izany i Tinka (na Tatiana), mpamorona contenu malaza manana mpanaraka maherin'ny 250 mille ao amin'ny Instagram. Androany isika dia mibanjina ny traikefa tsy manam-paharoa niainany. Ankafizo amin'izay ilay podcast ary é!
Tinka: https://www.instagram.com/tinka/
SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy
Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa! Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 5 euros maimaim-poana e ❤️
App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast
FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬
💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/
📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/
