Kevin Deris - Réalisateur Titelbild

Kevin Deris - Réalisateur

Kevin Deris - Réalisateur

Jetzt kostenlos hören, ohne Abo

Details anzeigen

Über diesen Titel

Podcast Anay Mitsam - Episode 26 - Kevin Deris

Ny olon-drehetra dia samy tia sarimihetsika daholo, saingy matetika vitsy no tena mieritretritra momba ny asa ilaina amin'ny famokarana ireo sarimihetsika ireo. Mivahiny amin'ilay podcast androany i Kevin (izay réalisateur na talen'ny sarimihetsika) hanampy amin'ny fanazavana ny zavatra ilaina amin'ny fanaovana sarimihetsika, ary koa ny nahatonga azy ho amin'izao toerana misy azy izao. Ankafizo amin'izay ilay podcast ary é!

Kevin Deris: https://www.facebook.com/Kevinderisdirector/





SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy


Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa! Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 5 euros maimaim-poana e ❤️


App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast


FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬


💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/

📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/

Noch keine Rezensionen vorhanden